|
|
|
|

Teny iditra mamahoaka (vahoaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo
Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiély amin' ny vahoaka: Anisan' ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana [1.1]
 Réunir un certain nombre de personnes, emprunter leur service en les nourrissant ou leur distribuant de la viande [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamahoaka
Ny lasa : namahoaka
Ny hoavy : hamahoaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20