|
|
|
|

Teny iditra mamandraka (fandraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandoaka amin' ny fandraka, mampiasa fandraka: Tsy mahay mamandraka akory ise izany
Mandresy lahatra
Mamita, mahatontosa [1.1]
 To chisel, to mortice. [1.2]
 To chisel [1.7]
 Ciseler, buriner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamandraka
Ny lasa : namandraka
Ny hoavy : hamandraka
Filaza mandidy : mamandraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20