|
|
|
|

Teny iditra mamanga (vanga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mividy. [1.1]
 Faire du commerce. Ce mot n'est usité que dans l'expression manan-tsi-mamanga [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamanga
Ny lasa : namanga
Ny hoavy : hamanga

Teny iditra mamanga (famanga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tanosy] Mandeha [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11