| Teny iditra |
mamantatra
(fantatra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao izay hahalalana: Namantatra ahy mafy izy fa tsy nahalala Maminany: Mahay mamantatra ny toetra amin' ny soratra, hono, Rangahy io [1.1]
|
| | Manao izay hanavahana [1.13]
|
| | To examine [1.2, 1.7]
|
| | To try, to prove [1.2]
|
| | To try out [1.7]
|
| | Essayer, éprouver, examiner [1.8]
|
| | Identifier [1.13]
|
| Ohatra | Pentina sisa no mamantatra ny tenany
[2.720]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamantatra |
| Ny lasa : |
namantatra |
| Ny hoavy : |
hamantatra |
| Filaza mandidy : |
mamantara |
|
|