| Teny iditra |
mamany
(amany)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| Tovy hevitra ara-paritany | mamany,
mifama,
mivalan-drano
|
| | Mamoaka amany, mivalan-drano [1.1]
|
| | To pass urine. [1.2]
|
| | To urinate (vulgar) [1.7]
|
| | Uriner [1.3]
|
| | Uriner (vulgaire) [1.8]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamany |
| Ny lasa : |
namany |
| Ny hoavy : |
hamany |
| Filaza mandidy : |
mamania |
|
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
mamany
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe mama
|
| Ohatra |
| 1 | Mazava loatra ary, fa na ny mamany, na ny vadiny no niantoka azy!
[2.270]
|
| 2 | Nony hariva dia tonga Razakandrianaipa sy ny mamany naka am-bavany.
[2.649]
|
|
|