|
|
|
|

Teny iditra mamaoka (faoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manadio amin' ny fampandalovana lamba eo amboniny: Mamaoka vilia [1.1]
 To wipe [1.2, 1.7]
 Essuyer [1.8]
Ohatra ka mitana anay hianao dia tsara mamaoka anay hianao dia tsy manan-tsiny. [2.587]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamaoka
Ny lasa : namaoka
Ny hoavy : hamaoka
Filaza mandidy : mamaoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20