| Teny iditra | mamary | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Tambahoaka] Manomboka asa vaovao [1.78] | ||
| Teny iditra | mamary | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Masikoro] (ombiasy) mijery ny andro tsara, miantoka ny fahatanterahan'ny fomba iray [2.606] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21 |
|