|
|
|
|

Teny iditra mamatratra (fatratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manesika, manisika, mampiditra moly mba hifatratra tsara; mandetra, mampifanizina: Mamatratra mangahazo ao anaty gony [1.1]
 To make to lie close, to make to be crammed (?). [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamatratra
Ny lasa : namatratra
Ny hoavy : hamatratra
Filaza mandidy : mamatrara

Nohavaozina tamin' ny 2011/03/11