Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
mambitsika
(
bitsika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Milaza zavatra malemy dia malemy ao ampoto-tsofin' ny olona iray (mambitsika olona):
Nambitsika azy izy, dia lasa izy roa lahy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mambitsika
Ny lasa :
nambitsika
Ny hoavy :
hambitsika
Filaza mandidy :
mambitsiha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20