|
|
|
|

Teny iditra mambosibosika (bosibosika (bosika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihinana manao be am-bava, miosanosana sy mandrapadrapaka: Nambosibosika ery i Balita kely fa hatramin' ny fito maraina izy no tsy nanendry hanina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mambosibosika
Ny lasa : nambosibosika
Ny hoavy : hambosibosika
Filaza mandidy : mambosiboseha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20