| Teny iditra | mambotry (botry) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao izay hampahantra: Hambotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io Mandany izay ananana: Tsy tsara ny mambotry ny ray aman-dreny [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | manabotry | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|