|
|
|
|

Teny iditra mamefy (fefy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manisy fefy, vala, zavatra miaro manodidina: Mamefy ny saha [1.1]
 To enclose; to make a fence, to hedge [1.2]
 To fence in [1.7]
 Clôturer [1.8]
Ohatra 
1Ilaina ny mamefy ny sekoly. [2.117]
2Voalazany koa fa sarotra hatonina ny morontsiraka noho ny torapasika mamefy ny sisin-dranomasina. [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamefy
Ny lasa : namefy
Ny hoavy : hamefy
Filaza mandidy : mamefe

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20