|
|
|
|

Teny iditra mamelatra (velatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamela hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiavan' ny mpanambady ny tompontrano
Manokatra: Mamelatra boky ny mpianatra
Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra
Manomana ho an' ny ilana azy: Mamelatra fandambanana
Mamelatra fandriana. sns
Mametraka: Mamela-pandrika ho an' ny biby ny mpihaza
Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao [1.1]
 To unroll, to spread; to set a table; to explain [1.7]
 Dérouler, étendre, déployer; mettre la table; expliquer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamelatra
Ny lasa : namelatra
Ny hoavy : hamelatra
Filaza mandidy : mamelara
Tovy hevitra mamelabelatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20