| Teny iditra | mamelovelo (velovelo) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Miseho na hita manjavozavo, manelohelo: Misy sary mamelovelo ao an-tsaina raha mamaky io tononkalo io Mahatsiaro mangotsoka any amin' ny aty fanahy any!: Tsy nahateny izy, fa ny any am-pony no tsaroany namelovelo [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|