|
|
|
|

Teny iditra mamikitra (fikitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitazona mafy: Mamikitra ny tongo-davarangana (na amin' ny tongo-davarangana) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamikitra
Ny lasa : namikitra
Ny hoavy : hamikitra
Filaza mandidy : mamikira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20