| Teny iditra | mamindrafindra (findrafindra (findra)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mandia | |
| Ohatra | Finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/06 |
|