|
|
|
|

Teny iditra mamingivingy (vingivingy (vingy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitondra amin' ny tendron-tanana
Maniratsira [1.1]
 Porter facilement à la main, du bout des doigts
Figuré: manquer de respect, mépriser [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamingivingy
Ny lasa : namingivingy
Ny hoavy : hamingivingy
Filaza mandidy : mamingivingia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20