|
|
|
|

Teny iditra mamoa (voa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitondra voa: Namoa betsaka itỳ voaloboka ity taon-dasa [1.1]
 To bear fruit [1.7]
 Porter des fruits [1.8, 1.196]
 Fructifier [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Mety maniry izy saingy tsy mamoa. [2.117]
2ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357]
3Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamoa
Ny lasa : namoa
Ny hoavy : hamoa
Filaza mandidy : mamoaza

Teny iditra mamoa (voa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Used as follows; mamoa fady [1.7]
 S'emploi dans l'expression mamoa fady [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11