|
|
|
|

Teny iditra mamoitra (poitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao izay hisehoana, manambotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamoitra
Ny lasa : namoitra
Ny hoavy : hamoitra
Filaza mandidy : mamoira
Tovy hevitra manapoitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20