| Teny iditra | mamokaiky (vokaiky) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miketrona: Mamokaiky ny hoditra rehefa maina Mionkina, miforitra: Mamokaiky ny sokina, rehefa kasihina Milefitra, miforitra: Namokaiky notsindrian' ny entana ilay Ingahibe [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mivokaiky | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|