| Teny iditra | mamongady (vongady) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mividy mitambatra Manavosa, manao antontany [1.1] | |||||||||
| To sell at wholesale [1.7] | |||||||||
| Entasser, acheter en bloc [1.3] | |||||||||
| Vendre en gros [1.8] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra | Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety.
[2.332] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|