| Teny iditra | mamonjy (vonjy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy [1.1] | |||||||||
| To help, to save ; to reach an event, to arrive on time [1.7] | |||||||||
| Secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Mafy izany mamonjy aina izany.
[2.4] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mamonjy | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| (dialecte non précisé) (de vonjy : porter secours, allusion aux grandes vertus médicinales qu'on lui prête). Croton sp. (Euphorbiaceae). Nom relevé pour deux espèces qui paraissent nouvelles (réf. J. P. Schmitt 374 et 487). La présence d'alcaloïdes a été reconnue dans ces deux arbustes. [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13 |
|