|
|
|
|

Teny iditra mamonkina (vonkina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamoritraho fohy fa tsy manatsotra ho lava. [1.1]
 To contract (the fist), to curl into a ball [1.7]
 Contracter, comme le poing ; replier en boule [1.8]
Ohatra hatahorako ny hafa Mbetika i Tovo mamonkina ny totohondriny, mbetika mifendrofendro tahaka ny hitomany [2.895]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamonkina
Ny lasa : namonkina
Ny hoavy : hamonkina
Filaza mandidy : mamonkena

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25