|
|
|
|

Teny iditra mamorivory (vorivory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandroatra, misafoaka: Mamorivory ny ranomasina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamorivory
Ny lasa : namorivory
Ny hoavy : hamorivory
Tovy hevitra mamory

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14