| Teny iditra | mamorofotra (forofotra) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Rakotra bontaimbontsina kely be dia be: Indray andro ihany dia nivoaka ny bonibonin' Ilita; namorofotra daholo ny kibony sy ny lamosiny [1.1] | |||||||
| Affected with scabies. [1.2] | |||||||
| Atteint, couvert d'une éruption cutanée [1.3] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|