| Teny iditra |
mamosaka
(posaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1]
|
| | To reveal, to bring into view; to propose an idea [1.7]
|
| | Révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet [1.8]
|
| Ohatra | Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra.
[2.298]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamosaka |
| Ny lasa : |
namosaka |
| Ny hoavy : |
hamosaka |
| Filaza mandidy : |
mamosaha |
|
| Tovy hevitra | |
|