| Teny iditra |
mamotsifotsy
(fotsifotsy (fotsy))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao tsinontsinona, manamavo, manimbazimba [1.1]
|
| | To disregard, to speak lightly of. [1.2]
|
| | To express disdain; to denigrate [1.7]
|
| | Mépriser, dénigrer [1.8]
|
| Ohatra | Notantarain-drangahy tamin'izay ny fomban'ireo an-driamanjaka teo aloha, sy ny fomban'ireo mpivavaka vaovao izay mitady handrava ny fanjakana noho izy mamotsifotsy
[2.298]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamotsifotsy |
| Ny lasa : |
namotsifotsy |
| Ny hoavy : |
hamotsifotsy |
| Filaza mandidy : |
mamotsifotsia |
|
|