|
|
|
|

Teny iditra mamotsy (fotsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manadio (metaly, nify ): Mamotsy sabatra
Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy [1.1]
 To whiten. [1.2, 1.7]
 Blanchir [1.8]
Ohatra Zava-baovao fehizay ny nahita zazavavy malagasy madio fitafiana sy tava, ary mamotsy hoho. [2.649]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamotsy
Ny lasa : namotsy
Ny hoavy : hamotsy
Filaza mandidy : mamotsia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20