| Teny iditra | mampahafantatra (fantatra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Ohatra | solontenan' ny Sekoly Protestanta eo anatrehan' ny Fanjakana izy ary mpanoro hevitra ny Sekoly rehetra sy mampahafantatra ny vaovao momba ny fampianarana avy amin' ny Fanjakana.
[2.356] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|