| Teny iditra |
mampakatra
(akatra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitondra amin' ny toerana ambony: Iza no nampakatra ireo entana ireo taty ambony rihana? Manondrotra: Izaho ihany no nampakatra anao amin' io toerana io Mitondra amin' ny lehibe: Nampakatra fitarainana any an-tampony aho [1.1]
|
| | To send for; to procure; to fetch up, or carry up [1.2]
|
| | To lift up [1.7]
|
| | Soulever, faire monter [1.3, 1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Hoy izy nampakatra ny sorony sady nihomehy.
[2.471]
|
| 2 | Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo.
[2.470]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mampakatra |
| Ny lasa : |
nampakatra |
| Ny hoavy : |
hampakatra |
| Filaza mandidy : |
mampakara |
|
|
| Teny iditra |
mampakatra
(akatra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mankalaza fanambadiana amin-dRa..: Vao tamin' ny asabotsy teo no nampakatra an-dRazanany Rabe [1.1]
|
| | To marry (a wife). [1.2]
|
| | To marry a wife [1.7]
|
| | épouser une femme [1.3, 1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Nampakatra an'i Estera zatovovavy
[1.38]
|
| 2 | Noho izany dia nampakatra ny zanakavavin' i Farao izy ho vadiny.
[1.38]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mampakatra |
| Ny lasa : |
nampakatra |
| Ny hoavy : |
hampakatra |
| Filaza mandidy : |
mampakara |
|
|