|
|
|
|

Teny iditra mampamelovelo (velovelo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Misy vetso misoko atopin' ny zava-boahary mampamelovelo ny fanahiny [2.529]
2Hatramin' ny sakafo gasy anie no nampamelovelo ny fitiavan-tanindrazana! [2.356]
3Hitako eran' ny trano ny mariky ny nandalovan' i Masy, ary mampamelovelo ahy izany [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22