|
|
|
|

Teny iditra mampandihy (dihy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [1.1]
Ohatra Mirebika mampandihy ampinga sy lefona misaritaka satny mila ho azy izy, dia mifanombo-defona. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampandihy
Ny lasa : nampandihy
Ny hoavy : hampandihy

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/22