| Teny iditra |
mampandry
(andry)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Faire coucher quelqu’un, coucher, étendre, pacifier, faire reposer [1.3]
|
| Ohatra | Koa raha misy tsy mampandry ny tany, miara-mamono izaho sy izy na ny aty na ny any.
[2.366]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mampandry |
| Ny lasa : |
nampandry |
| Ny hoavy : |
hampandry |
|
|
| Teny iditra |
mampandry
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Sakalava]
Ce nom désigne surtout deux arbres : Cedrelopsis grevei Baill. (Meliaceae) et
Molinaea retusa Radlk. (Sapindaceae).
Ils entrent dans la préparation des tranquillisants naturels administrés aux boeufs de fosse, et éventuellement aussi dans les « charmes » destinés à rendre un adversaire inactif.
Grandidier (fichier manuscrit) note sous ce nom « Plante médicinale prise à Morondava ».
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Cedrelopsis grevei, Molinaea retusa |
|