| Teny iditra | mampanontany (ontany) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [1.3] | |||||||
| Ohatra | Izany toe-draharaha izany dia mampanontany tena ny amin' ny fahombiazan' ny sampan-draharaham-panjakana sy ny rantsana miankina aminy
[4.27] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|