| Teny iditra |
mampiady
(ady)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [1.1]
|
| | Mettre en guerre, engager à se battre [1.3, 1.5]
|
| | Confronter, accorder [1.3, 1.5]
|
| | Engager à faire un procès, ajuster, comparer [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Ireny karatra tsotra mampiady nifiny ireny ihany no fanaony.
[1.437]
|
| 2 | Ny fahiben-dRakoto, raha feno, dia mihika ka mampiady tandroka indray.
[2.857]
|
| 3 | Tsy tsara ny miady, anefa tsy tsara koa ny mijery fotsiny na mampiady.
[2.4]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mampiady |
| Ny lasa : |
nampiady |
| Ny hoavy : |
hampiady |
|
|