|
|
|
|

Teny iditra mampiaiky (aiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Comme mampieky [1.3]
Ohatra 
1miraraka ompana, hain-teny tsara rindra ary tsilalaon-teny mampiaiky volana. [2.436]
2Lahiantitra mbola feno hery izy fa ny mampiaiky ahy aminy dia ny fahaizany maminany ny ho toetr' andro amin' ny fijerena ny lanitra. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21