|
|
|
|

Teny iditra mampianatra (anatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy [1.1]
 To teach [1.7]
 Enseigner [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa. [2.332]
2Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra? [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampianatra
Ny lasa : nampianatra
Ny hoavy : hampianatra
Filaza mandidy : mampianara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20