| Teny iditra |
mampibaribary
(baribary (bary))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Visualiser [1.66]
|
| Ohatra |
| 1 | Mampibaribary izany fa tsy mahatsiaro tena ho voakasiky ny raharaha ny olompirenena.
[4.27]
|
| 2 | Inona no vavolombelona tsy miteny nefa mampibaribary ny ratsy mihoatra noho ity tandindona kely?
[2.499]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mampibaribary |
| Ny lasa : |
nampibaribary |
| Ny hoavy : |
hampibaribary |
|
| Tovy hevitra | |
|