|
|
|
|

Teny iditra mampidera (dera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To show off something, to seek praise [1.7]
  [1.3]
 Faire parade de quelque chose [1.8]
Ohatra 
1Aza mampidera amin'ny malahelo, angoa hianarany! [2.298]
2Toa mampidera ny hasoany amin' ny rahona miloko mena sy volomparasy ny faravodilanitra; [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampidera
Ny lasa : nampidera
Ny hoavy : hampidera

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11