|
|
|
|

Teny iditra mampihena (hena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To lessen, to diminish [1.7]
 Diminuer, amoindrir [1.8]
Ohatra 
1mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; [2.436]
2Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampihena
Ny lasa : nampihena
Ny hoavy : hampihena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20