|
|
|
|

Teny iditra mampindrana (indrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To lend a thing for a time. [1.2]
 To lend out (when the same article is to be returned); cf. mampisambotra [1.7]
 Prêter (quand la chose même sera rendu); cf. mampisambotra [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampindrana
Ny lasa : nampindrana
Ny hoavy : hampindrana
Filaza mandidy : mampindrama

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20