| Teny iditra | mampisavorovoro (savorovoro (vorovoro)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: manasafotofoto ~ mibodika [1.1] | |
| Ohatra | Izany no mahasarotra be sy mampisavorovoro ny fatoram-pihavanana any amin' ny site.
[1.369] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02 |
|