|
|
|
|

Teny iditra mampitaha (taha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampifanatrika zavatra na olona roa ka tombanana iza no isaratsara kokoa amin' izy ireo: Andeha hampitaha lakana sy zahatra ve ianao? [1.1]
 To compare one thing with another [1.7]
 Comparer, faire confronter [1.8]
Ohatra Mandanja, mampitaha, mifantina : izany no ataontsika hatrany hatrany. [1.379]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampitaha
Ny lasa : nampitaha
Ny hoavy : hampitaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20