| Teny iditra | mampitamby (tamby) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mampanantena zavatra nefa tsy manome: Aza mampitamby anay amin' izay vola fa manana izahay Miseho ho tsy ta hanao na hanome zavatra raha angatahina fa toa manantena zavatra vao hanome: Loza koa Rabe iny: mampitamby izy na dia hanome aza [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|