| Teny iditra |
mampitohy
(tohy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Connecter, brancher [1.13]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Varatra no ilazana ny tselatra mampitohy ny tany sy ny rahona.
[2.332]
|
| 2 | Amboanana, mba hatao teteza mampitohy an'Atsimonivato sy ny Zanakantitra aty ambony.
[2.588]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mampitohy |
| Ny lasa : |
nampitohy |
| Ny hoavy : |
hampitohy |
|
|