|
|
|
|

Teny iditra mampitombo (tombo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitovy hevitra: manabe voho ~ manao be filaza ~ manao filazan-dRamitraho ~ manao kitsanitsany ~ manao laza habobo ~ manao laza masaka ~ manao laza rezatra ~ manao lazam-balala ~ manao tera-bao filaza ~ manitatra ~ masadroatelo ~ matavy filaza ~ milaza valamaty [1.1]
 Ny mampitombo : multiplication [1.7]
 Ny mampitombo: la multiplication [1.8]
 Manitatra [1.13]
 Multiplier, augmenter [1.13]
Ohatra 
1Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana. [2.508]
2Mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo. [2.117]
3Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida; [1.357]
4Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampitombo
Ny lasa : nampitombo
Ny hoavy : hampitombo

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19