| Teny iditra |
mampitony
(tony)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manalefaka [1.13]
|
| | Amortir [1.13]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mampitony |
| Ny lasa : |
nampitony |
| Ny hoavy : |
hampitony |
|
|
| Teny iditra |
mampitony
(tony)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampihena ny vaikan'ny hery iray [1.13]
|
| | To calm, to quiet, to pacify [1.7]
|
| | Calmer, apaiser [1.8, 1.13]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Fahendrena lehibe nentin-drazana koa io: mampisokatra ny fon'ny mpihaino avy hatrany, na mampitony ny fony saika nitroatra.
[2.298]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mampitony |
| Ny lasa : |
nampitony |
| Ny hoavy : |
hampitony |
|
|