| Teny iditra | manabanty (banty) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| To bring play to a close [1.7] | |||||||||
| Teny iditra | manabanty (banty) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manaratsy, manamavo, maneso, manafoka [1.1] | |||||||||
| Dénigrer; médire [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Heloka bevava tamin' ny lalàna malagasy ny manabanty razan' olona na misaha razana.
[2.285] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |
|