| Teny iditra | manabe (be) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitaiza, mamelona, manao izay hahalehibe ara-tsaina sy ara-panahy: Manantena aho fa tsy ho nanabe zana-baratra akory aho nanabe anareo [1.1] | |||||||||
| To augment, to increase, to make large, to make many, to make great [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|