|
|
|
|

Teny iditra manabohaka (bohaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manabontsina ho ngeza, manasavovona be [1.1]
 Dilater, carder [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manabohaka
Ny lasa : nanabohaka
Ny hoavy : hanabohaka
Filaza mandidy : manabohafa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20